Songtexte.com Drucklogo

Fitia vao mitsiry Songtext
von Mahaleo

Fitia vao mitsiry Songtext

Fitia vao mitsiry, t@ ora tsy nampozina.
(Tonga)Tonga dia nankadiry, tsy laitra aozongozona.
Nobedesiko ny foko, notsatsoiko ny adalany,
Nofaliany toloko, dia noho ianao ihany.
Aza dia esohina, ity fo misary adala,
Ny fitempony enona, mitempo anao ry malala.
Ny ra mikoriana, ao anatiko ao.
Miboiboika fifaliana, raha vao mahita anao.
Ndreto izay mitalao, samy revo samy tia.
Fo sy saina ho anao, ny ivadika dia sanatria.
Ra misy fanantenana, avy f′aza mihenahena,
Ra tia ny fo aza rarana, fa ny aty efa jambena.
P: fetraD10

Songtext kommentieren

Log dich ein um einen Eintrag zu schreiben.
Schreibe den ersten Kommentar!

Beliebte Songtexte
von Mahaleo

Fans

»Fitia vao mitsiry« gefällt bisher niemandem.