Aomby Songtext
von Mahaleo
Aomby Songtext
Izy e! kilalao ankinafina an-tampon-tanety
Hiaraka aminay izahay nitsaotsaoka
Bibilava any anaty fataka tsy azonareo
Fa izahay mahay manafody manampina mason′ ny zana-bahoaka
Entinay ny zanak'ombinareo a!
Entinay ny zanak′ombinareo a!
Entinay ny zanak'ombinareo a!
Aman-jato sy arivo entinay any amin'ny Vazaha be manam-bola
Rehefa mahazo vola izahay
Dia handeha hangata-bady any avara-tanana
Fa ny ampela any dia tia manam-bola
Rehefa mahazo vola izahay
Dia handeha hividy tapany maintso
Any amin′ny fivarotana disque congo masombika e!
Nisy miaramila nilanja basy
Basy navoakan′ny fanjakana
Nanenjika anay teny antampon-tanety a!
Notifiriny ireo namanay a!
Notifiriny ireo namanay a!
Notifiriny ireo namanay a!
Ka maty tamin'izany RABEKOBAY a!
Ka maty tamin′izany RABEKOBAY a!
Hiaraka aminay izahay nitsaotsaoka
Bibilava any anaty fataka tsy azonareo
Fa izahay mahay manafody manampina mason′ ny zana-bahoaka
Entinay ny zanak'ombinareo a!
Entinay ny zanak′ombinareo a!
Entinay ny zanak'ombinareo a!
Aman-jato sy arivo entinay any amin'ny Vazaha be manam-bola
Rehefa mahazo vola izahay
Dia handeha hangata-bady any avara-tanana
Fa ny ampela any dia tia manam-bola
Rehefa mahazo vola izahay
Dia handeha hividy tapany maintso
Any amin′ny fivarotana disque congo masombika e!
Nisy miaramila nilanja basy
Basy navoakan′ny fanjakana
Nanenjika anay teny antampon-tanety a!
Notifiriny ireo namanay a!
Notifiriny ireo namanay a!
Notifiriny ireo namanay a!
Ka maty tamin'izany RABEKOBAY a!
Ka maty tamin′izany RABEKOBAY a!
Lyrics powered by www.musixmatch.com